Fametrahana fandriampahalemana maharitra ✅Tao amin’ny fari-piadidian’ny Kaomisarian’i Mahamasina indray no nanatanterahana ny hetsika « BEMIDINA » amin’ny alina, ataon’ny Polisimpirenena mba ho fanatsaràna hatrany ny Polisy manakaiky ny vahoaka na ny « Police de Proximité ». Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika ireo vaomieran’ny fandriam-pahalemana
