OPERATION BEMIDINA TAO AMIN’NY FARI-PIADIDIAN’NY KAOMISARIA ANTANINANDRO : FANAMAFISANA NY POLISIMPIRENENA MANAKAIKY NY VAHOAKA

👉Fametrahana fandriampahalemana maharitra ✅Notarihin’ny Commissaire Central an’Antananarivo, ny Commissaire Principal de Police RAZAFINDAHY Manitra Fleurys sy ny lehiben’ny Distrika ao amin’ny boriborin-tany faha V Antananarivo, Ramatoa RASATA Volahasina, ny hetsika Bemidina teny amin’ny faripiadidian’ny Kaomisarian’ny boriboritany fahatelo Antaninandro ny alin’ny

FITANDROANA NY FILAMINANA MANDRITRA NY FANKALAZANA NY FETIN’NY PASKA SY NY FAHATONGAVAN’IREO FILOHAM-PIRENENA SY VAHINY MANAN-KAJA, MANDRITRA NY FIVORIAM-BEN’NY KOMISION’NY RANOMASIMBE INDIANA

👉Polisimpirenena Miaro sy Manampy ny Vahoaka ✅Tanjona apetraky ny Polisimpirenena ny hizoran’ny fetin’ny Paska anatin’ny fandriampahalemana manerana ny Nosy hoy ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOZANANY Dany Marius androany. Hohamafisina araka izany ny fitandroana ny filaminana