HERINANDRO MASINA : MANDRAY NY ANDRAIKITRA FENO NY POLISIMPIRENENA AMIN’IREO FARITRA HIADIDIANY, MBA HISOROHANA NY TRANGANA TSY FANDRIAMPAHALEMANA

👉 Polisy miaro sy manampy ny vahoaka ➡️Ao anatin’ny toerana hiadidian’ny Polisimpirenena manokana dia samy ahitàna ny Polisimpirenena manatanteraka ny asany avokoa ireo fiangonana manao fotoam-bavaka amin’ny hariva anatin’izao Herinandro Masina izao ; ankoatran’ny fitandroana ny filaminana eo amin’ny manodidina