FISOROHANA NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MANDRITRA NY FETIN’NY PASKA : MIARA-MISALAHY IREO MPIANTSEHATRA, AMIN’NY FANENTANANA IREO MPAMPIASA NY ARABE, MBA HITANDRINA SY HO MAILO

👉 Fisorohana ny lozam-pifamoivoizana, fanabeazana amin’ny fanarahan-dalàna 🛣️ Amin’izao mahabetsaka ny mpampiasa lalana izao dia manao hetsika manokana ireo mpiantsehatra isan-tokony anatin’ny fandrindràna ny fifamoivoizana eto amintsika, nanomboka ny marainan’ny Sabotsy 19 Aprily 2025 ; hetsika fanentanana lehibe momba ny