FILAZANA FIKAROHANA:ANDRIAMBELOMANANA Ainasolonomena Jaonirina

Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, Raha misy mahita azy dia hasaina am-panajàna hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky azy indrindra na hampandre ny Sampan-draharaham-paritry ny Polisy misahana ny fikarohana fandikan-dalàna$ Atsimo Andrefana, na miantso avy hatrany amin’ireto laharana