FILAZANA FIKAROHANA
👉 Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena koa hiangaviana izay mahafantatra azy io mba hanatona ny « Service RĂ©gional de la SĂ©curitĂ© Publique » VAKINANKARATRA na hanatona ny Polisimpirenenana akaiky anao na hiantso ny laharana finday :
📱034 70 346 32
📱033 20 236 94
✅️ Toy izao ny momba azy :
ANARANA : ANDRIANARIJAONA
FANAMPINY : Fleurette Liliane
DATY SY TOERANA NAHATERAHANA: 25 Mars 1985 tao Ambohitsitony Antsirabe
TAONA : 39 taona
ZANAK’I : RANDRIANARIJAONA Pascal sy RAVONJIHAJASOA Elisabeth
đź“Ł FAMPAHATSIAHIVANA :
👮‍♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.