MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: MANOHY NY ASA MAHA MINISITRA AZY NY CONTROLEUR GENERAL DE POLICE RAKOTOARIMANANA HERILALA

✅️ Ao anatin’ny fanamby napetraky ny Filohan’ny Repoblika , SEM ANDRY RAJOELINA ny fametrahana fandriampahalemana maharitra mba hisian’ny fampandrosoana eto amin’ny firenena. Izany indrindra no nametrahany fitokisana indray tamin’ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ka nahavoatendry azy ho Minisitry

ASIEF 2024 : NAHAZO VOKATRA NISONGADINA NY POLISIMPIRENENA

✅️ Nifarana ny alahady 18 aogositra 2024 teo tany Antsirabe ny ASIEF. Mpiasam-panjakana maro no nandray anjara ka anisan’izany ny avy ato amin’ny Polisimpirenena malagasy. 👮🏃🏃 Nisongandina ireo polisy nifaninana tamin’ity taona ity satria dia misy ireo 🏅medaly sy 🏆amboara

DRSP DIANA/ CC ANTSIRANANA NATAO TANY ANTSIRANANA NY DINIKA MANOKANA MOMBA NY ADY AMIN’NY FIONDRANANA ANTSOKOSOKO ANY MAYOTTE SY NY FANONDRANANA TSY ARA-DALANA NY DINGADINGANA

✅️ Namory ireo tomponandraikitra sy mpisehatra amin’ny fiarovana ny sisintany sy ny fitandroana ny filaminana ao Antsiranana ny Praiminisitra , NTSAY Christian ny 26 jolay 2024 teo . 👉 Nodinihina manokana ny momba ny trangana fiondranana antsokosoko atsy amin’ny nosy

ANDRO AFRIKANINA HIADIANA AMIN’NY KOLIKOLY : NANDRAY ANJARA TAMIN’NY HETSIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Antoka iray lehibe hiadiana amin’ny kolikoly ny fiarovana ireo mpisintona lakolosy. Izany no hevi-dehibe nivoitra nandritra ny fankalazana ny andro afrikanina hiadiana amin’ny kolikoly tetsy amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny androany 11 jolay 2024. ✅️ Nandray anjara tamin’izany ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka

FIARAHAMIASA EO AMIN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA : NANOLOTRA FITAOVAM-PIADIANA HO AN’NY POLISIMPIRENENA NY MINISITERAN’NY FOLOALINDAHY

✅️ Mampiseho hatrany ny firahalahiana eo amin’ny samy mpitandro filaminana ireo hery fiarovana sy filaminana . 🤝 Porofon’izany dia nanolotra fitaovam-piadiana ho an’ny Polisimpirenena malagasy tao amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin tetsy Antanimora ny Minisiteran’ny Foloalindahy ny marainan’ny alarobia 03 jolay

MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: NANAO VALAN-DRESAKA MOMBAN’NY VOKATRA LEHIBE MIISA TELO SOSONA AZON’NY POLISIMPIRENENA

✅️ Teboka telo no nivohitra nandritra ny valan-dresaka nataon’i Minisitry ny Filaminam-bahoaka , ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, io maraina io tetsy amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin . 👉 Ravan’ny Polisimpirenena tamin’ny alalan’ny fiarahamiasa nisy teo amin’ny Brigade Criminelle,