Tra-tehaky ny Polisy ao Miandrivazo ity lehilahy iray ity noho ny fanapariahana sy fanamboarana vola sandoka. ✅️ Rehefa nahazo angom-baovao ny Polisy ao an-toerana dia nametraka ny paik’ady rehetra ary nanao ny fanarahan-dia azy ka teo am-panakalozana vola ity farany
