


DRSP ALAOTRA MANGORO_CSP AMBATONDRAZAKA – CRFIP:FANAMAFISANA NY FANDRIAMPAHALEMANA AO AMBATONDRAZAKA : MAMETRAKA PAIKADY HAHAFAHANA MISAMBOTRA IREO MPANAO RATSY NY POLISIMPIRENENA
Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana
Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena manerana ny Nosy mba hametrahana fandriampahalemana maharitra. Raha ny teto Ambatondrazaka dia nisy hetsika fanaraha-maso sy fisafoana natao manerana ny tanàna nanomboka ny faha 12 Martsa 2025. Mandray

MSP:NORAISIN’NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NY INSPECTEUR DE POLICE RAJAONARISON HERINIRINA SAMOELINA, MPITSARA IRAISAM-PIRENENA EO AMIN’NY TARANJA VOLLEY-BALL
Fijerena ny lafiny maha olona
Noraisin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala tao amin’ny biraony tao Anosy, ny Inspecteur de Police RAJAONARISON Herinirina Samoelina, mpitsara iraisam-pirenena eo amin’ny taranja Volley-Ball. Nandritra izany fihaonana izany

DPJ – SCAC – BC:BASY NANGALARIN’NY MPIASA TAO AN-TRANO ARY NAMIDINY, TRATRAN’NY POLISY
Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana
Lehilahy miisa efatra no voasambotry ny Polisy misahana ny heloka bevava (Brigade Criminelle) ny 11 Martsa 2025 noho ny resaka fangalarana sy fivarotana basy niampy firavaka maro. Basy P.A iray miaraka amin’ny bala maromaro, misy

DRFC – DRSP ANALAMANGA – CC TANA_CSP1 – CSP4 – CSP7 : PPA ANTANIAVO – PPA AMPEFILOHA
Polisimpirenena malagasy, manakaiky ny vahoaka
Tontosa androany tao amin’ny firaisana voalohany Analakely ny fanamafisana sy fampandrosoana ny fiarahamiasa eo amin’ireo sefo fokontany, ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana ary ny Polisimpirenena mba ho fampiroboroboana ny Polisy manakaiky vahoaka.
Izany dia notarihan’ny Tale ao

DRSP ANALAMANGA_CC TANA – CSP4 ISOTRY:FIDINANA IFOTONY NATAON’NY « COMMISSAIRE CENTRAL » TENY ANDAVAMAMBA SY NY MANODIDINA.
Polisimpirenena malagasy, manakaiky ny vahoaka
Tonga niresaka mivantana tamin’ireo mponina sy ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana teny amin’ny fokontany Andavamamba Anatihazo I sy Andavamamba Anjezika I ny « Commissaire Central » an’Antananarivo, ny Commissaire Principal de Police RAZAFINDAHY Manitra Fleurys,

MSP_MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NIDINA IFOTONY NIJERY SY NANARA-MASO IREO FEPETRA NORAISINA MANOLOANA NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA AO TOAMASINA, NANKAHERY IREO POLISY AM-PERIN’ASA IHANY KOA NY TENANY
Nidina ifotony nanao fitsidihana tao Toamasina ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka nanomboka ny 09 Martsa 2025.
Nojerena akaiky ireo toerana rehetra mafana amin’ny tsy fandriam-pahalemana

MSP/ DCM_SCESLF: ADY AMIN’NY FAMARINANA OLOMBELONA
*Tambazotra iray mpamarina vehivavy tanora malagasy* avy ao amin’ny faritra Atsinanana, izay am-panambadiana am-pitaka na an-tery amina teratany sinoa no ravan’ny Polisy avy ao amin’ny sampan-draharaha misahana ny Fanadihadiana Manokana sy Miady amin’ny Hosoka (SCESLF), ny herinandron’ny 23 febroary

DRSP ANALAMANGA-CC TANA VILLE – CSP8 ANALAMAHITSY:TAMBAZOTRA MPANGALATRA MOTO RAVAN’NY POLISY
Lehilahy miisa 3 no voasambotry ny Polisy ny 07 martsa 2025, tompon’antoka tamin’ny fahaverezana moto teny Ambohimanarina. Tamin’ny alalan’ny GPS no nahafantarana fa eny Imamba Soavimasoandro no nanafenana ilay moto. Nidina ifotony ny Polisy, tratra tamin’izany ny lehilahy iray

FIVAPOVA BOENY: NITAFA TAMIN’NY VADIN’NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA SADY FILOHAM-BONINAHITRY NY FIVAPOVA, RAMATOA FANIRY RAKOTOARIMANANA
Nihaona tamin’ireo FIVAPOVA na ny Fikambanan’ny Vadina Polisy sy Polisy Vavy tao amin’ny faritra Boeny Ramatoa vadin’ny Minisitrin’ny Filaminam-bahoaka sady filoham-boninahitry ny FIVAPOVA, ramatoa Faniry RAKOTOARIMANANA ny 5 Martsa 2025, tao amin’ny tranoben’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Boeny, teny Mangarivotra.

DRSP ANALAMANGA CC TANA VILLE – CSP3 ANTANINANDRO – SAG – USI – CUI – UIR:LEHILAHY MIISA 12 VOASAMBOTRA NANDRITRA NY BEMIDINA NATAON’NY POLISY
Nanantanteraka hetsika « BEMIDINA » ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria boriboritany faha telo etsy Antaninandro nanomboka ny Alarobia 05 Martsa 2025 tao amin’ny faritra hiadidiany. Olona miisa 12 no voasambotra tamin’izany ka lehilahy miisa 3 voasambotra noho ny fifohana

DRSP ATSIMO ANDREFANA_CR FIP:HALATR’OMBY TAO MAGNOROKY, TOLIARA II: TAFAVERIN’NY POLISY IREO OMBY 19 LASAN’NY DAHALO
Nitrangana halatra omby tao amin’ny tanànan’i Magnoroky, distrikan’i Toliara II, ny alin’ny 03 martsa 2025. Lasan’ireo andian-dahalo tamin’izany ireo omby miisa 20. Nampandre avy hatrany ny Polisy miasa amin’ny sakan-dalana ao Andemby ny Fokonolona. Niroso tamin’ny fanarahan-dia ny Polisimpirenena