MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

📆Amin’izao fiandohan’ny taona 2025 izao dia nanatontosa fidinana ifotony tany amin’ireo rafi-pitantanana sy Sampandraharaha misy eto Antananarivo ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo tompon’andraikitra ambony mpiara-miasa aminy ny 02 sy ny 03 janoary

MSP

🚔🚔 Nanatanteraka fidinana ifotony teto an-drenivohitra ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena ny alin’ny 31 Desambra 2024, izay notarihan-dRamatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ Ny Aina sy Andriamatoa Tale Jeneraly, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de

DRSP ANALAMANGA-CSP 4:LEHILAHY VOASAMBOTRY NY POLISY TEO AM-PISINTOMANA FIRAVAKA OLONA TAO ANATY FIARA FITATERAM-BAHOAKA

👼Jiolahy mpanendaka, 21 Taona mpanao sinto-mahery (finday, poketra, firavaka …) no tratra ambody omby nisintona entana an’ny mpandeha tao anatin’ny Taxi-be teny amin’ny faritr’Isotry sy ny manodidina iny, androany maraina 30 Desambra 2024 tamin’ny 9 ora sy sasany. 👼Polisy mpandrindra

MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA:NIDINA IFOTONY NANKAHERY IREO POLISY MIASA ENY AN-KIANJA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA OMALY 30 DESAMBRA 2024.

👼Nanatanteraka fidinana ifotony, nampahery sy nanome toromarika ireo Polisy miasa eny an-kianja ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara-miasa aminy ny 30 Desambra 2024. 🎉Amin’izao an-katoky ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona izao

DRSP ANALAMANGA-CSP MANJAKANDRIANA_LEHILAHY ROA NO TRATRA NANGALATRA « LAMPADAIRE SY PANNEAU SOLAIRE »

👉Naharay fitarainana maro ny Polisimpirenena, fa misy fahaverezana ireo fitaovana izay mitondra hazavana ao amin’ny fokontanin’Andranomangatsiaka, ao anatin’ny distrikan’i Manjakandriana, ka nohamafisina ny fisafoana. 👉Nahitam-bokany izany, ka lehilahy 02 no tra-tehaka teo am-pangalarana lampadaire miisa 04 sy panneau solaire 04,

DRSP ATSINANANA_SUT – UIR:FANDRAVANA FIKAMBANAN-JIOLAHY MANAO HALATRA MIARO HERISETRA TAO TANAMBOROZANO

👉Taorian’ny fitarainana nataon’ny renim-pianakaviana iray teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Polisimpirenena Atsinanana nohon’ ny fanendahana miaro herisetra izay nianjady taminy ny 24 desambra 2024. 👼Nidina ifotony avy hatrany ny SUT sy ny UIR. ✅Vokatr’izany dia jiolahy 04 no voasambotra teo Tanamborozano