đźVoasambotry ny Polisy miasa ao aminâny faritra SAVA tao Ampandrozonana Sambava ny lehilahy iray 33 taona izay isanâny tomponâantoka amin ‘ny halatra sy sinto-mahery miaraka aminâny fampiasana moto ny 23 hifoha 24 desambra 2024 alina lasa teo. đNahitana ity trangana
