👉 Ireto olona ireto dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena koa hiangaviana izay mahafantatra azy ireo mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hiantso ireto laharana finday ireto :
ny Sampan-draharaha miady amin’ny heloka bevava Anosy :
📱034 05 526 94
📱034 05 517 26
Ny Kaomisarian ‘ny boriboritany fahafito 67ha:
📱034 05 517 13
📱034 05 998 39
Ny Kaomisarian’ Ambatondrazaka :
📱034 05 998 56
✅️ Toy izao ny momba azy ireo :
1- ANARANA : RAVELIHARINAIVO
👉FANAMPINY : Tojohary Francklino
👉TAONA : 36 taona
👉DATY SY TOERANA NAHATERAHANA :
17/02/88 tao Antsirabe
2-ANARANA : RAZAFINDRANAIVO
👉FANAMPINY : Laha Philbert
👉TAONA : 33 taona
👉DATY SY TOERANA NAHATERAHANA :
26 febroary 1991 tao AMBOVOMBE ANDROY
3-ANARANA : RABARIJOELA
👉FANAMPINY : Andry Mahefa
👉TAONA : 32 taona
👉DATY SY TOERANA NAHATERAHANA :
29 april 1992 tao amin ‘ny MaternitĂ© Itaosy Antananarivo.
4- ANARANA : RAZAKANTOANINA
👉FANAMPINY : Andriamamonjy
👉TAONA : 45 taona
👉DATY SY TOERANA NAHATERAHANA :21 Martsa 1979 tao Antanimena.
👉ADIRESY FARANY NAHITANA AZY : LOT III A Andafiatsimo Tanjombato.
5-ANARANA : ANDRIANAIVO
👉FANAMPINY : Tahiantsoa Narindra Andrea
👉TAONA : 31 taona
👉DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 25 Novambra 1993 tao Antananarivo
👉ADIRESY FARANY NAHITANA AZY : VL 26 LGH Ambohibary Ampamatanana TANA II
đź“Ł FAMPAHATSIAHIVANA :
👮‍♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.