HETSIKA BEMIDINA : MIISA 22 NO VOASAMBOTRY NY POLISY TENY AMBOHIJATOVO SY ISOTRY NY FARAN’NY HERINANDRO TEO, VEHIVAVY NY ROA

👉Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina, ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. ☑️Ahitam-bokany hatrany ny hetsika Bemidina ataon’ny Polisimpirenena hametrahana ny fandriam-pahalemana maharitra. 🎯 Olona miisa 4 tratra ambodiomby nanendaka sy nangarom-paosy teny Anatihazo Isotry sy Ambohipo ka vehivavy ny roa tamin’izany, 1 voasambotra

OPÉRATION BE MIDINA ATAON’NY POLISIMPIRENENA : NIROTSAKA AN-TSEHATRA NANAO FISAFOANA NY TANÀNA NIARAKA TAMIN’NY LEHIBEN’NY DISTRIKA ANTANANARIVO VOALOHANY IREO TOMPON’ANDRAIKITRA EO ANIVON’NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA.

👉Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. ☑️Ao anatin’ny fanamafisana hatrany ny fandriampahalemana eto Antananarivo Renivohitra, nanatanteraka fidinana ifotony sy fisafoana tamina faritra maro tao amin’ny Boriborintany voalohany, toy ny teny Andavamamba, Anatihazo I sy II, Manarintsoa Centre, Manarintsoa Atsinanana, Manarintsoa Anatihazo, Andavamamba

TAFIAKATRA ETO ANTANANARIVO, ARY MIATRIKA FITSABOANA ETSY AMIN’NY HOPITALY SOAVINANDRIANA ILAY POLISY NARATRA REHEFA NANATANTERAKA IRAKA HO FIAROVANA NY VALAN-JAVABOAHARY AROVANA AO ANJANAHARIBE SUD – ANDAPA NY FIANDOHAN’NY HERINANDRO TEO

👉 Fitsinjovana ny lafiny maha olona eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. ➡️ Nigadona teto Antananarivo, ary miatrika fitsaboana etsy amin’ny Hopitaly Soavinandriana nanomboka ny 19 Martsa 2025 ilay Polisy avy ao amin’ny Hery Vonjitaitran’ny Polisimpirenena (FIP) namita iraka tany Befingotra, ao