ENSP IVATO – ANDIANY REHAREHA : 49 MIANADAHY NIVOAKA HO COMMISSAIRES SY OFFICIERS DE POLICE ✅️ Rehefa nahavita ny fiofanana nandritra ny 02 taona izy 49 mianadahy dia natao androany ny lanonana famoahana ho Polisy azy ireo izay nitondra any
CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA AMIN’NY ALALAN’NY MVOLA : TRA-TEHAKY NY POLISY NY LEHILAHY IRAY 23 TAONA
CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA AMIN’NY ALALAN’NY MVOLA : TRA-TEHAKY NY POLISY NY LEHILAHY IRAY 23 TAONA ?Lehilahy mpisoloky Mvola amin’ireo olona manao « dépôt » eny amin’ny cash point no tra-tehaky ny Polisy ka tahaka izao ny fisehony : ✅Rehefa avy manao « opération
AKANY AMBATOLAMPY : TSY NANADINO AN’IREO ZAZA KAMBOTY MIISA 71 NY FIANAKAVIAMBEN’NY POLISIM-PIRENENA AMIN’IZAO ANKATOKY NY FETY IZAO
AKANY AMBATOLAMPY : TSY NANADINO AN’IREO ZAZA KAMBOTY MIISA 71 NY FIANAKAVIAMBEN’NY POLISIM-PIRENENA AMIN’IZAO ANKATOKY NY FETY IZAO ???Amin’izao fotoana akaiky ny fetin’ny ankizy izao indrindra no nanehoan’ny fianavakiamben’ny Polisim-pirenena fa manana solon-dRay aman-dreny afaka iankinana ireo ankizy kamboty taizaina
CSP 4 ,SAG , USI , UIR, BFP – FANENDAHANA SY HAROM-PAOSY AKAIKY FETY : MIISA 07 IREO MPANAO RATSY AZON’NY POLISY TETSY ISOTRY TAO ANATIN’NY IRAY ANDRO
✅️ Taorian’ny fahazoana ireo mpanendaka sy mpangarom-paosy tetsy Anosibe dia anjaran’ny tetsy Isotry indray no nahazoam-bokatra . ✅️ Miisa 07 mianadahy no tra-tehaky ny Polisy ambodiomby nanao ny asa ratsiny tetsy Ambodin’Isotry sy Tabernakely. ✅ ️Manararaotra ny fahamaroan’ny olona miantsena
MSP- MNDPT : NATOLOTRA AMIN’NY FOMBA OFISIALY AMPIASAIN’NY POLISIM-PIRENENA IREO CAMERA DE SURVEILLANCE MIISA 1200 HIASA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA
MSP- MNDPT : NATOLOTRA AMIN’NY FOMBA OFISIALY AMPIASAIN’NY POLISIM-PIRENENA IREO CAMERA DE SURVEILLANCE MIISA 1200 HIASA ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA ✅️ Caméra de surveillance raitra miisa 1200 , fibre optique mirefy 300km, pilones miisa 18 ho ana réseau eLTE 4G, Site
SCPAF IVATO : TERATANY SRI-LANKAIS IRAY TRATRA NITONDRA VATO SAROBIDY TANY ANATY FITOMBENANY
SCPAF IVATO : TERATANY SRI-LANKAIS IRAY TRATRA NITONDRA VATO SAROBIDY TANY ANATY FITOMBENANY ✅️ Teratany sri-lankais iray hiondrana ho any Maorisy no tra-tehaky ny Polisy tetsy Ivato nitondra vato sarobidy . ?♂️ Nampiahiahy ny Polisy ny fihetsik’ity rangahy ity, nosavaina
BAC – FISOROHANA NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA AKAIKY FETY : MIDINA ENY AN-DALAMBE MANAO NY FANENTANANA NY POLISY
BAC – FISOROHANA NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA AKAIKY FETY : MIDINA ENY AN-DALAMBE MANAO NY FANENTANANA NY POLISY ✅ « Aleo misoroka toy izay mitsabo « . Midina ifotony ny Polisim-pirenena mampahafantatra ny mpampiasa lalana ny loza ateraky ny tsy fitandremana indrindra amin’izao akaiky
USI – FIFAMPITIFIRANA TETSY AMBOHIMIRARY : LAVON’ NY BALAN’NY POLISY NY JIOLAHY IRAY NIARAKA TAMIN’NY BASY
USI – FIFAMPITIFIRANA TETSY AMBOHIMIRARY : LAVON’ NY BALAN’NY POLISY NY JIOLAHY IRAY NIARAKA TAMIN’NY BASY ?♂️Misy hatrany ny be midina ataon’ny Polisy amin’ny fisafoana ireo faritra mafana eto an-drenivohitra. ? Tokony ho tamin’ny 11 Ora sy 30 minitra alina
SAG – MPANGAROM-PAOSY TAO ANATY TAXI BE : TRATRAN’NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVILY TEO AM-PANAOVANA NY ASA RATSINY
SAG – MPANGAROM-PAOSY TAO ANATY TAXI BE : TRATRAN’NY POLISY MANAO FANAMIANA SIVILY TEO AM-PANAOVANA NY ASA RATSINY ✅ Mihaino ny fitarainana taterin’ny olom-pirenena ny Polisy mahakasika ny fisiana andiana mpangarom-paosy mitsofoka any anaty fitateram-bahoaka. ?♂️? Efa misy ireo Polisy
CSP 7 67 HA – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MIISA 02 MIARAKA AMIN’NY ANTSY LAVA INDRAY NO LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY HARIVA TEO TETSY ANKASINA
CSP 7 67 HA – POLISY MIARO SY MANAMPY VAHOAKA : JIOLAHY MIISA 02 MIARAKA AMIN’NY ANTSY LAVA INDRAY NO LAVON’NY BALAN’NY POLISY NY HARIVA TEO TETSY ANKASINA ?♂️Nisy ny angom-baovao azon’ny Polisy mahakasika jiolahy mitondra zava-maranitra hanararaotra hanao asa
CYBERCRIMINALITÉ – FISOLOKIANA ATO ANATY FB : 24 TAPITRISA NO AZON’ITY LEHILAHY ITY REHEFA NILAZA IZY FA MAHAVITA MANDEFA OLONA MIASA ANY MAORISY
✅ Milaza fa mahafantatra olona sy efa mpandefa olona hiasa any Maorisy izy . Olona miisa 12 no tafiditra tao anaty fandrika ary nahazoany vola 2 tapitrisa avy . Vola izay nolazainy tamin’ireo olona voafitaka fa hikarakarana ny antontan-taratasy rehetra
HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY VEHIVAVY SY NY ZATOVOVAVY : MITOHY NY FITETEZANA SEKOLY ATAON’NY BFP MAHAJANGA
HETSIKA 100 ANDRO HO AN’NY VEHIVAVY SY NY ZATOVOVAVY : MITOHY NY FITETEZANA SEKOLY ATAON’NY BFP MAHAJANGA ?♀️Tsy mitsahatra mitety sekoly ireo Polisy vehivavy avy ao amin’ny BFP mampahafantatra ny ankizy ny zony sy ny ady atao amin’ny herisetra izay