MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : HANATSARA NY FOMBA FIASAN’NY POLISY AMIN’NY ALALAN’NY FANAKAIKEZANA HATRANY NY VAHOAKA

Nandritra ny fitokanana ireo biraon’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka tany amin’ny faritra VAKINANKARATRA, ANOSY, VATOVAVY FITOVINANY ary ANTSOHIHY dia noararaotin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminam-bahoaka CGP RANDRIANARISON Fanomezantsoa ny nihaona sy nitafa tamin’ireo Polisy miasa amin’ireny faritra ireny. Tamin’izany no nanomezany baiko hentitra

NITSIDIKA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NY LEHIBEN’NY FIAROVANA ARA-DIPLOMATIKA AMERIKANA ETO MADAGASIKARA

NITSIDIKA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA NY LEHIBEN’NY FIAROVANA ARA-DIPLOMATIKA AMERIKANA ETO MADAGASIKARA Tonga nitsidika ara-pomba am-panajana ny Minisitry ny filaminam- bahoaka Contrôleur Général de Police RANDRIANARISON Fanomezantsoa ny lehiben’ny fiarovana ara-diplomatika Amerikana vaovao KIMPSTON Scott. Nilaza ity lehiben’ny fiarovana ara-diplomatika